avaka tany atima
R y Jesoa ô! Avelao ny fahotanay, Arovy amin'ny memin'ny afobe izahay, tariho hankany an-danitra ny fanahy rehetra fa indrindra ireo mila ny famindram-ponao be be kokoa.