rahaba, ry Rpanjakavavy


Arahaba ry mpanjakavavy,
ry Reny be indra fo:
fiainanay,
maminay,
ary fanandenananay
arahaba!

Ianao no antsoinay zanak’I Eva voasesitany,
Ianao no hisentosentoanay mitaraina sy
mitomany amin’ity lohasahan-dranomaso ity.

Eny ry mpisolovava anay,
ireny masonao feno indrafo ireny mba atodiho aminay.
Ary raha afaka amin’ity sesin-tany ity,
ataovy mahita an’i Jesoa naloaky ny kibonao izahay.

Izany ry be indrafo.
Izany ry be fitiavana.
Izany e, ry Maria Virjiny maminay.