Izahay mifefy aminao



Izahay mifefy aminao,
ry Renimasin'Andriamanitra,
aza manary ny fangatahanay,
amin'ny manjoa anay,
fa afaho amin'ny rofy rehetra mandrakizay izahay
ry virjiny be voninahitra
sy be hasoavana.